Entry | 1 biby manompo |
Elementary words | 2 biby, manompo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1] |
Vocabulary |
5 Economy: breeding, farming |
Synonyms | 6 biby fiompy |
Updated on 2023/01/01 |